TENA NAMANA ("véritable ami")
Tahio
Prière d'un parent pour son enfant.
"Apetrako eo an-tananao, Ary ombay ny hatsarànao, Andriamanitra o mba tahio,
Sombinaiko io..."
Tena namana
Je te donne ma confiance, je serai toujours ton ami jusqu'à la mort...
"Ny toky omeko anao tsy ho poak'aty, F'izaho ho namanao foana mandra-maty.
Amin'ny andro sarotra aho dia ho hitanao eo, Anilanao tsy mba mandao, Fa namanao."
Porofom-pitiavana (preuve d'amour)
Chant de la campagne pour l'allaitement des bébés à Madagascar.
"Neny a, tonga eto an-tany, Ilay ela nandrasana, Ilay tao an-kibonao, Toa ela izay..."
Et aussi...
Vola
Lasa
Tsy mety afa-po
Lasa nitady
Tsy mora
Taloha
Misaotra
Miverena
Kanto